Recommendations

André TOTOHASINA

3/18/2025
79

"Ny Asa Mpampianatra sy Manokana Dia efa fandraisana anjara ambony amin'ny fampandrosoana n'y Firenena izay miankina amin'ny fanana olona mahay Sady olombanona!
Tsy asa ambanin'ny asam-pokontany velively n'y Asa Mpampianatra ! Satria tsy Misy harena ambonin'ny olo-mahay Sady olombanona : ohatra fitsiny ity, ny Capital Humain compétent et citoyen no mampandha tsara n'y industrie isankarazany Dia mampandroso. Ireo Professeur titulaire manokana docteurs sy HDR maro ce Dia Mbola Ilana asampanasoavana hafa mandalo Kely eny amin'ny fokontany? Tsia kosa e! Koa tokony mendrika mariboninahitra ambony daholo ry zareo!
Misaotra tompoko. Mankahery Ary mirary fahombiazana amin'izao andraikitra ambony izao! "

Related persons